Teny iditra |
mamingavinga
(vingavinga)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao tsinontsinona, manivaiva, ma nambany, tsy manaja: Aza mamingavinga ray aman-dreny toy izao lahy ianao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To abuse, disdain [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mépriser, dédaigner [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tapaho ny lohany fa sahy mamingavinga Andriamanjaka!
[2.528]
|
2 | Tolo-kevitra sady mahatsikaiky no mamingavinga ny Lalàmpanorenana
[4.27]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamingavinga |
Ny lasa : |
namingavinga |
Ny hoavy : |
hamingavinga |
Filaza mandidy : |
mamingavingà |
|
|
Teny iditra |
mamingavingà
(vingavinga)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamingavinga
|
|