Teny iditra manabataba (tabataba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaitra amin' ny horakoraka na ny kotaba: Andeha mivoaka fa mana bataba ny marary
¶ Manahirana, manelingelina: Aza mana bataba ahy fa miasa aho
¶ Manakorontana: Manabataba ny faritany io iehilahy io ka tokony horoahina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to cause excitement, to cause annoyance by noise or clamour. [Richardson 1885]
 to disturb, to bother with noise [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay troubler en faisant du bruit; mettre en désordre [Hallanger 1974]
Endriteny 
manabataba
nanabataba
hanabataba
manabatabà

Teny iditra manabatabà (tabataba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manabataba [fitanisana]

2012/06/20