Teny iditra miavona (avona)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany [...]
Mitovy hevitra: be taim-bava ~ mangeto-bava ~ midaondaom-bava [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   être orgueilleux, fier [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   être dédaigneux [Abinal 1888]
   faire le délicat, la petite bouche [Abinal 1888]
Ohatra  
izaho ity hoy ilay zaza miavona
iza no anaranao?
[Fox: Hainteny, laharana 316]
Hay tafara-dia samy miavona ianareo roa, ka ny aloha tsy manao hoe: [Andriamalala: Taolambalo, takila 50]
Ny bikany  
miavona
niavona
hiavona
miavòna
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra miavòna (avona)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miavona [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/04