Teny iditra tana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [ taña ] [Tanala] tanalahy, tana: Mañano dian-tana [Rakotosaona 1972]
 Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana, kamora, kamaitso, kamarabe [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a chameleon [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay caméléon [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  kamaitso ~ kamora ~ kamarabe ~ soamarandrana ~ tanalahy ~ tanalahinala ~ tanavavy
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra tana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tazona, fihina, geja amin' ny tanana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Sampanteny 

2017/06/29