Teny iditra tsilo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavamaniry misy toy ny fanjaitra maso maranitra manindrona eny amin' ny vatany: Mamy tokoa ny voantsilo rehefa masaka tsara
¶ Ireo zava-maranitra manindrona amin' ilay zavamaniry mihitsy: Alao kely, fa misy tsilo tafiditra ato amin' ny hohoko ato [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a thorn [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   épine [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Lahatsoratra  

Teny iditra tsilo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] volom-borona [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra tsilo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanazavana [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra tsilo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   vecteur [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

2017/06/29