Teny iditra | gogo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | Voir gogogogo, plus usité [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Anaran-toerana |
| |||
Teny iditra | gogo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Na vahona. Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm ( Arius madagascariensis ). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A kind of fish [1.2] | |||
Anarana siantifika | Arius madagascariensis | |||
Voambolana | Haibiby: trondro | |||
Tovy hevitra | vahona | |||
Teny iditra | gogo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Sakalava] A species of crocodile [1.2] | |||
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/22 |