Teny iditra | miparitaka (paritaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miely tsy amin' ny toerana iray, mihahaka, mipariaka: Vonjeo fa miparitaka ny ondry Mandositra atsỳ sy arỳ, hatraiza hatraiza: Niparitaka ny ankizy nony tonga ny polisy Misafotofoto, mifotofoto, misavorovoro, misaritaka: Tsy ho vita haingana ity fa miparitaka ny kofehy [1.1] | ||||||||
Miely [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To scatter [1.2, 1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | S'éparpiller [1.8] | ||||||||
Se disperser [1.13] | |||||||||
Ohatra | Miparitaka manodidina ny trano lay ny lasin' ny mpiasa.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | miparitaka, mipatriaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |