Teny iditra | miresaka (resaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mifanakalo hevitra: Miresaka isan-kariva Rakoto sy ny zanany Manao teny ifamaliana amim-pifalifaliana momba izao sy izao: Rehefa avy homana izy ireo dia miresaka ela be Mitafasiry, mitafa, mitaria, mikorana Miteny, milaza: Niresaka inona taminao izy? Manao dinidinika, mandahatra: Niresaka momba ny tazo ilay dokotera Milaza, manambara ny heviny, mibaiko: Miresaka amin' ny tanana ny moana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Causer, parler, converser, parler de; causer beaucoup [1.3] | ||||||||
[Sakalava-Mayotte] Crié, quelqu'un qui hurle, une personne qui parle fort [1.405] | |||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miresaka io | ||||||||
Fivaditsoratra | maresaky, miresaka, misarake, seramika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |