Teny iditra |
mongo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Potika toy ny vovoka, torotoro, montsamontsana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Crushed to pieces, crushed to atoms, pulverized [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | écrasé, moulu, pulvérisé ; figuré: battu [1.3]
|
Ohatra |
1 | Marina aloha fa ny mahantra be dia olona potika, mongo, konka.
[1.369]
|
2 | Koa raha misy olombelona miraviravy tanana sy manao voro-mitahy havana amin'izany, na borozano na miaramila - tsy dia hatao mongo tokoa?
[2.298]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mongo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo [1.1]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
mongo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka, Tambahoaka]
ampombo
[1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
mongo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | (teny tranainy) Nongona, montotra [1.1]
|
|
Teny iditra |
mongo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Bara, Betsileo]
(de mongo : écrasé, broyé). Nom général des espèces riches en mucilages qu'on écrasait au pilon pour préparer les mordants de teinturerie.
Principalement Dionychia bojeri Naudin ined. (Melastomaceae). Voir aussi
felambarika.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Garcinia pauciflora, Ochrocarpos bongo, Ochrocarpos orthocladus, Ochrocarpos perrieri, Rheedia excelsa, Rheedia madagascariensis |
Voambolana |
|
Teny iditra |
mongo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (déformation fréquente de bongo).
[Betsileo, Merina]
Garcinia pauciflora Baker et
Ochrocarpos orthocladus (Baker) H.Perrier (Clusiaceae).
[Betsimisaraka, Bezanozano]
Ochrocarpos bongo R.Vig. & Humbert,
Ochrocarpos perrieri R.Vig. & Humbert,
Rheedia excelsa R.Vig. & Humbert et
Rheedia madagascariensis (Planchon & Triana) H.Perrier (Clusiaceae).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Garcinia pauciflora, Ochrocarpos bongo, Ochrocarpos orthocladus, Ochrocarpos perrieri, Rheedia excelsa, Rheedia madagascariensis |
Voambolana |
|