Teny iditra | varialoha (vary, aloha) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Anarana omena amin' ny afovoan-tany ny vary afafy amin' ny volana Avrily sy Mey, ketsaina amin' ny Aogositra ary jinjaina amin' ny Zanvie [1.1] | ||
Voambolana | Toe-karena: fambolena | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | vary aloha | ||
Mpanahaka | vakiambiaty | ||
Fivaditsoratra | varialoha, vary aloha |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |