Ohabolana : andramana

Ohabolana840 Aza atao mangidy tsy andramana . [Rinara 1974 #410]
Aza atao mangidy tsy andramana toy ny hentona. [Veyrières 1913 #6211, Cousins 1871 #359, Rajemisa 1985]
Nahoana no atao mangidy tsy andramana ? [Rinara 1974 #2665]
Fanazavana malagasy Mazàna no rakotra molaly ny hentona, ary ny molaly malaza ho mangidy, ka raha vao mijery ny hentona fotsiny dia milaza azy hoe mangidy ny olona na dia tsy nanandrana akory aza. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Ne dites pas que c' est amer sans l' avoir goûté, comme ce qui est cher. [Veyrières 1913 #6211]
Fanazavana frantsay Il ne faut pas se décourager avant de s' être rendu compte. [Veyrières 1913 #6211]

Fizahan-teny