Ohabolana : andrianaivo  1  2 

Ohabolana482 Andrianaivo no maty vady , ka Andrianirina no mandry irery . [Veyrières 1913 #1172, Rinara 1974 #236, Houlder 1895]
Dikanteny frantsay La femme de Randrianaivo est morte, et Andrianirina couche seul. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Ayant vu la femme de Randrianaivo mourir, Andrianirina hésite alors à se marier. [Houlder 1895]
Andrianaivo a perdu sa femme, et Andrianirina reste seul. [Veyrières 1913 #1172]
Cette mort fait hésiter Andrianirina à se marier. [Veyrières 1913 #1172]

Ohabolana : Andrianaivo  1  2 

Ohabolana481 Andrianaivo no manao, ka Andriantompoinandriana no iantsamboran-doza . [Rinara 1974 #235, Cousins 1871 #211]

Fizahan-teny