Ohabolana : antsiben' andriamanitra

Ohabolana6420 Saingy atao hoe : antsiben' Andriamanitra , ka dia hanamerika andro . [Veyrières 1913 #6034, Rinara 1974 #3787, Cousins 1871]
Dikanteny frantsay Pour être appelé le grand couteau de Dieu, on fera bruiner. [Veyrières 1913 #6034]
Fanazavana frantsay Le grand couteau de Dieu : l' arc-en-ciel. Se disait des vaniteux. [Veyrières 1913 #6034]

Fizahan-teny