Fizahan-teny

Ohabolana : misarona

Ohabolana 1An-koatra ny bonga toa hisy tafika, vilany misarona toa misy hena ary ny ahiahy tsy ihavanana. [2.558]
Ankoatry ny bonga toa hisy tafika; fandrahoan-kena mirakotra toa misy hena ; ary ny ahiahy tsy ihavanana. [2.653 #241]

Ohabolana 2Fahandroan-kena misarona, toy inona ihany. [2.558 #1052]

Ohabolana 3Vilany misarona toa hisy hena ihany. [2.558 #4949]
Vilany misarona toa hisy inona ihany. [1.1]
Fanazavana malagasyMatetika ny zavatra avala ivnin' izao na tsy ranima hojerena tsy dia manaitra firy, fa raha saronana na sakantsakanana kosa ny fijerena azy vao mainka manintona ny saina sy ny maso hijery azy izany. [1.1]

Fizahan-teny