Teny iditra ambia
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   Fanononana diso ny hoe: Avia [Rajemisa 1985]

Teny iditra ambia
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] hondry, totohondry [Rakotosaona 1972]
   [Taimoro] hondry, totohondry (voavonkina) [Rakotosaona 1972]
   [Tambahoaka] totohondry [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] totohondry: Ambiam-boka ka avy dia ijy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra ambia
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] kapoka [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Betsimisaraka] (de via, mis pour viha, cette orthographe étant plus correcte). Typhonodorum lindleyanum Schott (Araceae) : fruit consommé en temps de disette après avoir subi plusieurs ébullitions successives pour en éliminer les principes toxiques. Plante très commune surtout sur le versant oriental et dans la zone des lagunes de la côte Est. [Boiteau: Végétaux]
Anarana siantifika   Typhonodorum lindleyanum

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/06