Teny iditra ampakarana (akatra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny fameno
Ohatra   Takariva ny fotoana nampakarana; [Randzavola: Baiboly, takila 233]
Izany no fotoam-pamokarana tokony ampakarana ny vokatra, tokony hahabe tohatra ny ombivavy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 117]
Ny bikany  
ampakarana
ampakarako
ampakaranao
ampakarany
ampakarantsika
ampakaranay
ampakaranareo
ampakaran'
ampakaran-
ampakaram-
ampakara-
nampakarana
nampakarako
nampakaranao
nampakarany
nampakarantsika
nampakaranay
nampakaranareo
nampakaran'
nampakaran-
nampakaram-
nampakara-
hampakarana
hampakarako
hampakaranao
hampakarany
hampakarantsika
hampakaranay
hampakaranareo
hampakaran'
hampakaran-
hampakaram-
hampakara-
ampakaro
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2014/06/13