Teny iditra dinitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hatsembohana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   sweat, perspiration. See linitra, tsemboka [Richardson 1885]
Famaritana malagasy   hatsembohana, fana [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   perspiration [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   (diñitra) sueur. [Tankarana] [David 1952 (takila D)]
Dikanteny frantsay   sueur [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Ohatra  
1Dia tsemboka ka mivoa-dinitra avokoa izy. [Callet: Tantara]
2Nivoa-dinitra ny endriny. [Rajaonarivelo: Bina]
Voambolana  
Sampanteny  
Tsipelina hafa  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   linitra ~ tsemboka

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/07