Teny iditra | fiovam > fiovana (ova) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanjariana ho hafa, fiofoana: Ny fiovan' ny gamoina ho lolo Fihatsarana na fiharatsiana: Tsy misy fiovana ny aretin-drainao Fivadihana: Ny fiovan' ny andro teo izay no nahabe aretina [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | L'action de changer [1.3] | ||||||
Modification, changement, mutation [1.13] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Fivaditsoratra | fiavona, fiovana, fivaona, vainafo, voafina |
Teny iditra | fiovam > fiova (ova) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba na toetran' ny zavatra miova [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de changer [1.3] | |
Variation [1.13] | ||
Fivaditsoratra | fiova, vaofy |