Teny iditra mampilafila (filafila)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampilafila tahaka izao ianao, fa rehefatsy hanome dia milazà tsotra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to give away a thing and then to retain it, to agree to a thing and to refuse immediately. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   tenir le bec dans l'eau, promettre et se dédire [Abinal 1888]
Ny bikany  
mampilafila
nampilafila
hampilafila
mampilafilà
Fitovian-keviteny   mamilafila ~ mampifilafila

Teny iditra mampilafilà (filafila)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mampilafila [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/09