Teny iditra | nidona > midona (dona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mipaika mafy amin' ny zavatra iray: Nidona tamin' ny vato ny lakana ka saika nivadika Miafara, tonga hatramy..., mivoaka: Midona any Ankadifotsy itý lanankely itý Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra. Teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin' ny lalao daomy, izany hoe tsy manana masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampandeha an' ilay ao aorianany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To collide with, to bump into something [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Heurter [1.3, 1.8] | ||||||||
Choquer, se heurter Aller trouver, aboutir à [1.3] | |||||||||
Se cogner contre [1.8] | |||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny midona io | ||||||||
Teny iditra | nidona > midonà (dona) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midona | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Teny iditra | nidona > midona (dona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Passer (aux dominos) [1.3] | ||||||||
Voambolana | Kilalao | ||||||||
Fivaditsoratra | andomy, dinamô, mandio, manody, midona, mindao, mionda |
Teny iditra | nidona > idonana (dona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny idonana io | ||||||||
Fivaditsoratra | anadino, andaino, andanio, andoany, anindao, aondany, donaina, idonana |