Teny iditra pisaka (saka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Celui qui arrête, empêche [1.68]

Teny iditra -pisaka
Sokajin-teny endritenin' ny hoe fisaka
Ohatra 
1sy lamba somizy, sy satro-pisaka sy kasikety, sy satroka borozano; [2.48]
2Ny taolam-pisaka lehibe ao an-damosin' ny soroka no rangomaina, ary rehefa mahia ny olona dia miharihary ery izy io. [2.643]

Teny iditra -pisaka- (sakana)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe fisakana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31