Teny iditra safelika (felika)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fiolahana na fihodinana avy amin' ny indrany, fa tsy mamantana mahitsy; fandeha miolika na miolaka na misompirana aloha vao mihodina sy mizotra [Ravelojaona: Firaketana]
   Fandehanana any ambadika, fanaovana anko [...]
¶ Famelezana avy any ivoho fa tsy eo anolo [...]
¶ Olakolaka, olikolika tsy mivantana: t [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   détours [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   tours, circuits faits avec la main, le bras, les pieds, des cordes, cirduits faits dans la marche
¶ action de faire des circuits pour surprendre, pour arrêter
¶ ruses, ambages, circonlocutions, allusions [Abinal 1888]
   action de surprendre par des détours [Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny  
Ny bikany  
safelika
safeliko
safelikao
safeliny
safelitsika
safelikay
safelikareo
safelik'
safeli-
safeliky
-tsafelika
-tsafeliko
-tsafelikao
-tsafeliny
-tsafelitsika
-tsafelikay
-tsafelikareo
-tsafelik'
-tsafeli-
-tsafeliky
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/18