Teny iditra tsan > sanka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Aretina vokatry ny tety mamely amin' ny loha sy mandoaka orona [1.1]
Voambolana 

Teny iditra tsan > tsa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Tsy [1.1]

Teny iditra tsan > tsa~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny tsa~]
Haiendriteny 
Tsotra : tsa~, tsam~, tsan~

Teny iditra tsan > sa
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ampiasaina hisolo ny "na" raha manontany, ka araka izany, dia entina hampisafidy amin' ny zavatra roa: Inonano tianao, zanaka sa harena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Or ? used in question or in presenting alternative choices, as: inona no tianào, ny fòtsy sa ny mèna ? (which do you like; the white one or the red one ?) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ou; sert à poser une question en présentant un choix; ex.: inona no tianào, ny fòtsy sa ny mèna ? (lequel aimez-vous, le blanc ou le rouge?) [1.8]

Teny iditra tsan > sa~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny sa~]
Fanazavàna teny malagasy Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza asa misy fihetsehana: Sabaka (baka), safelika (felika) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A prefix to many roots, as safidy for fidy, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Préfixe qu'on ajoute à certaines racines et qui sert à former des racines secondaires: savily de vily. [1.3]

Teny iditra tsan > sa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Vintana, lahatra [1.78]

Teny iditra tsan > sa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Resaka, teny [1.78]

Teny iditra tsan > sa
Sokajin-teny mpamaritra (vavy)
Fanazavàna teny malagasy -ny: Sa mère (ny reniny) [1.9]

Teny iditra tsan > sana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo fanao trano (Elaeocarpus) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (probablement de ana : fatigué, épuisé ; on prête aux écorces de ces arbres la vertu de restaurer les forces ; elles servaient souvent à préparer des boissons reconstituantes). Nom donné à d'assez nombreuses espèces. Ce sont surtout suivant les dialectes :
[Betsimisaraka] Leptolaena bernieri Baill. (Sarcolaenaceae). Nom relevé par Ursch
[Merina] Elaeocarpus sericeus Baker (Elaeocarpaceae)
[Tanala] Elaeocarpus sp. (Elaocapraceae). Bois employé en menuiserie, classé 3e catégorie par le Centre Technique Forestier Tropical. L'attribution au genre elaeocarpus est de Capuron
[Taisaka] Homalium oppositifolium (Tul.) Baill. (Salicaceae). [1.196]
Anarana siantifika Elaeocarpus sericeus, Homalium oppositifolium, Leptolaena bernieri