Teny iditra |
manitsy
(hitsy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha tsy mivilivily mankamy...: Nanitsy ny hopitaly izy Mihatra amy, mikendry ny: Nanitsy ny tenany ny teniko ka tsy naharitra izy namaly Manao izay tsy hampisy diso, izay hanarahana ny lalana marina: Izaho no manitsy ny lahateniny ~ Tokony hanitsy ny fitondrantenanao lanao
[1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Redresser, aligner, aller droit vers, s’appliquer à, corriger, justifier:
Manitsy ahy ny teninao (Vos paroles s’appliquent à moi) [1.3]
|
| Dégauchir, redresser, corriger, rectifier [1.13]
|
Ohatra |
1 | Andraikitsika vehivavy ny manitsy izay melomeloka an-tokantrano.
[2.528]
|
2 | Ny voalohany, atsinanana miakandrefana, miala ao Ambodivoara manitsy any Voditany-Amankary, 18 kilaometatra eo ho eo no halavany.
[2.472]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manitsy |
Ny lasa : |
nanitsy |
Ny hoavy : |
hanitsy |
Filaza mandidy : |
manitsia |
|
Mpanahaka |
manarina |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
manitsy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
mangatsiatsiaka
[1.78]
|
| [Tanala]
mangatsiaka
[1.78]
|
Tovy hevitra | |
|