Teny iditra | mikorontana (korontana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy milamina, misafotofoto ambony ambany: Mikorontana ny zavatra ato an-trano Isehoan' ny tsy fifanarahana, tsy mifanaraka: Mikorontana ny fanambadian-dry zareo Misy tabataba: Nikorontana be ihany ny fanjakana tamin' izay [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | mifanjevo ~ misaritaka ~ misavoritaka ~ mifotofoto ~ misafotofoto ~ misavorovoro ~ mikorokoro | ||||||||
Teny iditra | mikorontàna (korontana) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikorontana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |