Teny iditra | tia tena | |
Singan-teny | tia ; tena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Mpanahaka | tiatia kely ~ vorombe sima ~ mpanao ampihi-mamba ~ mpitady tany malemy hanorenam-pangady ~ mpila sitrany ahay ~ mahalala folo ... ~ mahajery voamason-jaza ~ mivolo hoho ~ manao asa azy ~ manao voin' ny azony ~ manao havana raha misy patsa ~ manao kely tsy mba mamindro ~ mijery lamba vaky ~ manao vain-drahalahy tsy mba maharary ~ manao mamy hanina an-tanana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |