Ohabolana : afa-dratsiaina

Ohabolana4216 Mijalijaly am--pitoerana , hoatry ny zaza tsy afa-dratsiaina . [Veyrières 1913 #5918]
Mijalijaly am--pitoerana , ohatra ny zaza tsy afa-dratsiaina . [Cousins 1871]
Mijalijaly ohatra ny zaza tsy afa-dratsiana . [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Piétiner sur place comme un enfant dont on n' a pas satisfait les caprices. [Veyrières 1913 #5918]
Fanazavana frantsay Se disait des gens qui ne peuvent pas se procurer ce qu' ils désirent. [Veyrières 1913 #5918]

Fizahan-teny