Ohabolana : aniritra

Ohabolana5599 Ny tompom-pasana indray no atao an-iritra. [Veyrières 1913 #2231, Rinara 1974 #3310, Cousins 1871 #2510]
Tsy mety raha ny tompom-pasana indray no atao aniritra , na ny tompony no atao mangataka ny atiny. [Rinara 1974 #4665]
Tsy mety raha ny tompom-pasana indray no hatao aniritra . [Veyrières 1913 #3879, Cousins 1871 #3479]
Dikanteny frantsay Il ne convient pas que le maître du tombeau soit mis dans une tombe provisoire. [Veyrières 1913 #3879]
Voilà que le maître du tombeau est placé dans une tombe provisoire. [Veyrières 1913 #2231]
Fanazavana frantsay Le maître doit jouir de son bien. [Veyrières 1913 #3879]
Se disait de celui qui n'a pas l'usage de son bien. [Veyrières 1913 #2231]

Fizahan-teny