Ohabolana : aro-riaka

Ohabolana393 Anaovana aro riaka raha maina andro , hialofana raha fahavaratra . [Rinara 1974 #204]
Anaovana aro riaka raha main’ andro: ny tahotry ny ho lena fahavaratra. [Cousins 1871 #164]
Ny anaovako aro riaka raha main' andro , ialofako raha fahavaratra . [Rinara 1974 #185]
Ny anaovana aro riaka main' andro, matahotra ny ho lena raha fahavaratra. [Cousins 1871 #2152, Nicol 1935 #224]
Ny anaovana aro riaka raha maina andro , tahotra ny ho lena raha fahavaratra . [Rajemisa 1985]
Ny anaovana aro-riaka raha main' andro , matahotra ny ho lena raha fahavaratra. [Houlder 1895 #1267]
Fanazavana malagasy Enti-milaza fahamalinana sy fitsiniovana ny ho avy. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay C’est pendant le beau temps qu’on se prémunit contre les ondées de l’orage. [Nicol 1935 #224]
Si l' on construit des digues pendant la saison sèche, c' est parce qu' on craint l' eau qui viendra en été. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Se dit de toute précaution ou mesure qu' on prend en vue de l' avenir. [Houlder 1895]

Fizahan-teny