Ohabolana : arovana

Ohabolana2543 Ilazana ny masaka ifotony , ka ny soamaravo no arefarefa . [Veyrières 1913 #6500, Cousins 1871]
Ilazana ny masaka ifotony ka ny soamaravo no arefarefa (tsy arovana ). [Rinara 1974 #1420]
Ilazana ny masaka ifotony , ka ny soamaravo no tsy ahina . [Veyrières 1913 #6500, Cousins 1871]
Ilazanao ny masaka ifotony , ka ny soamaravo no arefarefa . [Houlder 1895 #2313]
Mahare ny masaka ifotony izy, ka ny efa soamaravo indray no arefarefa . [Veyrières 1913 #3262]
Mahare ny masaka ifotony izy, ka ny efa soamaravo indray no tsy ahina . [Veyrières 1913 #3262]
Dikanteny frantsay Il entend parler de fruits mûrs sur pied, et il laisse ceux qui seraient bientôt mûrs. [Veyrières 1913 #3262]
On l' avertit qu' il y a des fruits mûrs sur les arbres, mais il ne fait pas attention à ceux qui sont à peu près mûrs. [Veyrières 1913 #6500]
Fanazavana frantsay Laisser des affaires pour d' autres. [Veyrières 1913 #3262]
Se disait de ceux qui profitent peu des avis qu' ils reçoivent. [Veyrières 1913 #6500]

Fizahan-teny