Fizahan-teny

Ohabolana : asabotsy

Ohabolana 1Tsy mahamafy fonosana Asabotsy kely. [2.653 #3366]

Ohabolana 2Zoma hianao tsy hendry, fa asabotsy vao fiharatra. [2.415]
Zoma no tsy nambinina ka asabotsy avy no ho kivy. [2.558 #5105]
Zoma tsy hendry, ka Asabotsy vao fiharatra. [1.10, 2.558 #5106, 2.653 #3788, 2.974 #240, 1.1]
Fanazavana malagasyIlazana ny olona izay tsy mahalala, na mihevitra, na tsy manararaotra ny fotoana ahazoany mihatsara, na misondrotra, na mahazo soa; ka efa lasa ilay fotoana mety vao mikarokaroka; (ny fiharatra dia hareza kely, ary ilazana an'ohatra ny olona fetsy sy maranitra). [1.10]
Manao zavatra tsy araka ny fotoanany avy. [1.1]
Dikanteny frantsayEtre insensé le vendredi, et devenir un objet de risée le samedi. [2.974 #240]
Le vendredi vous n' êtes pas sage, et c' est le samedi que vous commencez à vous affiler. [2.415 #6264]
Fanazavana frantsayC'est trop tard. [2.415 #6264]

Fizahan-teny