Teny iditra | ahoaro > ahoatra (hoatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampandalovina ambony, an-koatra..., alefa mihoatra...: Ahoary ny tamboho io entana io [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à faire passer dessus, au delà: Hahoatrako amin' ny tamboho ny fanalahidy ka tantazo (Je vais faire passer la clef par dessus le mur, recevez-là) [1.3] | ||||||||
Ohatra | ary rahefa nisotro, maka indray ahoatra ny loha ny, dia asafo ny lolia ny.
[2.48] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ahaotra, aharato, ahoatra, aohatra, raha toa, taoraha |