Teny iditra manompa (ompa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manozona, maniry ratsy ho an' olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy lzao hakamoany tzao tsy hanam-bariraiventy izy
Mitovy hevitra: manozona ~ misahato ~ misariko ~ mitsitsika
¶ Manao teny manaratsy, manao teny maharary: Nanompa ahy izy ka tsy maintsy mba tevatevaiko koa
Mitovy hevitra: manalikalika ~ manao teny maharary ~ manao vava ratsy ~ manevateva ~ maniratsira ~ mikizaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to revile, to abuse, to vilify. [Richardson 1885]
 to use foul language to threaten; to curse [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay maudire, menacer d'un langage grossier [Hallanger 1974]
Endriteny 
manompa
nanompa
hanompa
manompà
Ohatra Rotsakazo kely izay no ikapohany azy, sady manompa sy miteny ratsy ireto zanany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 83]

Teny iditra manompà (ompa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manompa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/11