Teny iditra tahàka ny
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy   Enti-milaza fitoviana ara-pampitahana an-tsary na an' ohatra: Tahàka ny dian-tongotra havia ny sarin' i Madagasikara.
Mitovy hevitra: mitovy ~ ohàtra
Mitovy hevitra: sahala ~ toa ~ toy [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

2012/09/30