Teny iditra tamberina (verina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Entina milaza ny olona mandeha, dia miverina; ny lasa kely dia tonga indray
¶ Entina milaza koa ny mihodinkodina eo an-toerana ihany, na ny fivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action d'aller et venir, de tourner et de retourner, de rôder [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tamberina (verina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay rendement
¶ tamberim-pitrosana ara-barotra: escompte commercial
¶ tamberim-pitrosana voasaina: escompte rationnel [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/09/07