Teny iditra |
mifaly
(faly)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mampiseho hafaliana amin' ny hira sy dihy
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To rejoice, to show one's joy, to be pleased with. [1.2]
|
| To be happy, to rejoice [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être heureux, se réjouir; se contenter [1.8]
|
Ohatra |
1 | amin' izany ny mpanjaka sy ny vahoaka dia mihaingo sy mifaly.
[2.857]
|
2 | Nantsoin-dRakotondradama ny sakaizany maro hiara-mifaly aminy.
[1.437]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mifaly |
Ny lasa : |
nifaly |
Ny hoavy : |
hifaly |
Filaza mandidy : |
mifalia |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|