Teny iditra | rafotsy | |
Singan-teny | ra- ; fotsy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny iantsoana ny vehivavy efa zokinjokiny, efa fotsy na manomboka ho fotsy ny volony, ka ampiasaina hoenti-milaza azy, na raha miteny aminy: Vao nahazo vola Rafotsy, dia lasa ~ Aoka re, Rafotsy, hoy ireo tanora mpananihany, fa efa tofoky ny anatrao izahay [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | An appellation of respect in addressing a woman. [1.2] | |
An elderly woman (with white hair) [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Vieille femme (aux cheveux blancs) [1.8] | |
Ohatra | Nanatona azy mianaka toa olon-kafa Rafotsy Rasoa ka niteny tamim-peo fenofeno hoe:
[2.470] | |
Voambolana | Teny fanajana | |
Fivaditsoratra | faritso, fitrosa, fositra, rafotsy, ratsy fo, sifotra, tsirofa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27 |