<-
->

Lio / Lk 11:39 And the Lord said unto him, Now do ye Pharisees make clean the outside of the cup and the platter; but your inward part is full of ravening and wickedness. Fa hoy ny Tompo taminy: Ankehitriny ianareo Fariseo dia manadio ny vohon' ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatinareo kosa dia feno rombaka sy faharatsiana. ka hoy ny Tompo taminy: Hianareo Farisiana kosa iky mandio ny vohon' ny kapoaka sy ny lovia, kanefa ao anatinareo feno halatra sy faharatsiana. Mais le Seigneur lui dit : " Vous voilà bien, vous, les Pharisiens ! L' extérieur de la coupe et du plat, vous le purifiez, alors que votre intérieur à vous est plein de rapine et de méchanceté !