<-
->

Lio / Lk 13:33 Nevertheless I must walk to day, and to morrow, and the day following: for it cannot be that a prophet perish out of Jerusalem. Kanefa tsy maintsy mandeha ihany Aho anio sy ampitso sy raha afaka ampitso; fa ny mpaminany tsy azo vonoina, raha tsy any Jerosalema. Kanefa tsy maintsy tohiziko ihany ny diako anio sy rahampitso ary rahafakampitso; satria tsy mety raha mpaminany ka dia hovonoina ivelan' i Jerosalema. Mais aujourd' hui, demain et le jour suivant, je dois poursuivre ma route, car il ne convient pas qu' un prophète périsse hors de Jérusalem.