Ohabolana : anjona

Ohabolana6723 Tafon- tranon- -dRainitsiambinina : samy manazary ny anjony . [Samson 1965 #T7]

Ohabolana7304 Torimason' akoho , ka vita an' anjona ihany. [Rinara 1974 #274]
Torimason’ akoho : vita an' anjona ihany. [Nicol 1935 #358, Cousins 1871]
Dikanteny frantsay Sommeil de poule : toujours sur ses gardes. [Nicol 1935 #358]

Ohabolana8317 Volombodin-tritrio : samy manapakapaka ny anjony . [Samson 1965 #V90]

Fizahan-teny