Ohabolana : anjonanjona

Ohabolana778 Avo tokonana ka be anjonanjona . [Rinara 1974 #29]

Ohabolana1615 Be anjonanjona toa anti-dahy voan-kanina . [Veyrières 1913 #1837]
Mianjonanjona ohatra ny anti-dahy voan-kanina . [Rinara 1974]
Mianjonanjona toa anti-dahy voan-kanina . [Veyrières 1913 #1837]
Mianjonanjona , toy ny anti-dahy voan-kanina . [Cousins 1871 #1726]
Dikanteny frantsay Fier mais embarrassé comme le vieillard qui est bien repu. [Veyrières 1913 #1837]

Ohabolana7095 Toy ny adin-kisoa , ka vitan' anjonanjona ihany. [Houlder 1895 #370, Veyrières 1913 #3525]
Toy ny adin-kisoa ka vitan' ny anjonanjona ihany. [Rinara 1974 #4247]
Dikanteny frantsay Combat de porcs : des grognements de dédain, et c' est tout. [Veyrières 1913 #3525]
Une bataille de porcs: un peu de dédain (les grognements) et c' est tout. [Houlder 1895]

Fizahan-teny