Ohabolana : ankibe

Ohabolana2377 Hianao (anie) no papango sasaky ny vorona , ankihibe mahaleo ny an-tsasany, felatanana mangaika ny rantsana. [Cousins 1871 #1063]
Hianao no papango sasaky ny vorona , ankibe mahaleo ny antsasany , felan-tana-mangaika ny rantsana . [Rinara 1974]
Hianao no papango sasaky ny vorona , ankihibe mahaleo ny an-tsasany, felatanana mangaika ny rantsana. [Nicol 1935]
Hiano no papango sasaky ny vorona , ankibe mahaleo ny an-tsasany , felatanana mangaika ny rantsana . [Veyrières 1913 #636]
Dikanteny frantsay Fous êtes le papango prince des oiseaux, le pouce qui fait la moitié du travail, la paume de la main où aboutissent les doigts. [Nicol 1935 #342]
Vous êtes l' oiseau de proie papangue qui est la moitié de la gent ailée, vous êtes le pouce qui vaut la moitié de la main, vous êtes la paume de la main qui réunit les doigts. [Veyrières 1913 #636]
Fanazavana frantsay C' est de vous que dépend toute l' affaire ; paroles qu'on disait aux grands et aussi aux prétentieux. [Veyrières 1913 #636]

Fizahan-teny