Fizahan-teny

Ohabolana : ebo

Ohabolana 1Ebo miampy lainga : vao mihodina dia mahazo tondro-molotra (henatra). [2.558 #1019]

Ohabolana 2Ebo natao tsy mba ventiny. [2.558 #1020]

Ohabolana 3Matin' ny ebo ka ataon' ny alahelo mitokiky. [2.558 #2181]
Matin' ny ebo kely ka ataon' ny alahelo mitakiky. [2.165 #1478]
Dikanteny frantsayAyant, par vanité, dépensé ce qu' il avait, il est plongé dans la pauvreté. [2.165]

Fizahan-teny