Fizahan-teny

Ohabolana : fohina

Ohabolana 1Vovoka an-kadilanana, ka ny sisa tsy lasan' ny rivotra raha ririnina, dia faohin' ny riaka raha fahavaratra. [2.415 #3164, 2.165]
Vovoka an-kadilanana : ny tsy lasan' ny rivo-dririnina, faohin' ny riaka raha fahavaratra. [2.558 #5053]
Vovo-tany an-kadilanana : raha ririnina, fohin’ ny rivotra ; raha fahavaratra, lasan' ny riaka. [2.974 #339]
Dikanteny frantsayComme la poussière d’un chemin encaissé : en hiver, le vent l’emporte ; en été, le torrent l’entraîne. [2.974 #339]
De la poussière dans un défilé: ce qui n' a pas été emporté par le vent en hiver est entraîné par les torrents en été. [2.165]
Poussière dans un défilé étroit ce que le vent d' hiver n' a pas emporté, est entraîné par les torrents en été. [2.415 #3164]

Fizahan-teny