Fizahan-teny

Ohabolana : miraraka

Ohabolana 1Mba mipiapiaka ihany ny akoholahy, fa raha tratry ny rano mafana miraraka ompana. [2.558 #2220, 2.653]

Ohabolana 2Vato atora-pody, ka tsy hatahorany izay vary hiraraka. [2.415 #3424]
Vato atora-pody ka tsy mataho-bary hihintsana. [2.415 #3424, 1.1]
Vato natoraka ny fody, ka tsy mataho-bary ho raraka. [2.165 #869]
Vato natora-pody ka tsy mataho-bary ho raraka. [2.558 #318]
Vato natora-pody: tsy mataho-bary ho hihintsana. [2.653]
Vato natora-pody: tsy mataho-bary ho raraka. [2.653]
Fanazavana malagasyEnti-milaza zavatra tsy maintsy atao noho ny soa kendrena aminy, ka tsy ajanona na inona inona tonga. [1.1]
Dikanteny frantsayC' est une pierre qu' on a lancée contre un moineau, sans se soucier du riz qu' on répand en ce faisant. [2.165]
Pierre lancée contre les cardinaux qui dévastent les rizières : elle fait son chemin sans se préoccuper des dégâts qu' elle fera dans la rizière et du riz qu’elle répandra à terre. [2.415]
Fanazavana frantsaySe disait de l’envoyé qui est semblable à la pierre lancée, et fait sa commission sans se préoccuper des dégâts qui en résulteront ; se disait en général d’un but à atteindre malgré tout. [2.415]
Se dit en parlant d' une action téméraire. [2.165]

Ohabolana 3Voantsikalabàna : ny manta niraraka, ny masaka nihantona. [1.147 #V80]

Fizahan-teny