Teny iditra raraka
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy Teny ilazana rano na voan-javatra mianjera ka miparitaka, na fofona vaky ka miely, very: Raraka daholo ilay menaka vao novidina / Raraka tao amin' ny tany ny fotsimbary
¶ Tsy afa-panadinana: Raraka indray Rabe tamin' ny fanadinana farany tao. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy spilled, scattered [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay éparpillé [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
raraka
rarako
rarakao
rarany
raratsika
rarakay
rarakareo
rarak'
rara-
raraka
rarako
rarakao
rarany
raratsika
rarakay
rarakareo
rarak'
rara-
ho raraka
ho rarako
ho rarakao
ho rarany
ho raratsika
ho rarakay
ho rarakareo
ho rarak'
ho rara-
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/05/19