Teny iditra atsimo andrefana (atsimo, andrefana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy sisiny iadian' ny lafiny atsimo sy ny lafiny andrefana [Rajemisa 1985]
Ohatra Tanàna malaza tany Asia Minora, tao akaikin' nv vodivona atsimoandrefana indrindra, iza. [Randzavola: Baiboly, takila 569]
Voambolana 

Teny iditra Atsimo Andrefana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Famaritana malagasy faritra anatin' ny faritanin' i Toliara [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

2015/01/03