Teny iditra nihaona > ihaonana (haona)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ihaonana, ihaonako, ihaonanao, ihaonany, ihaonantsika, ihaonanay, ihaonanareo, ihaonan', ihaonan-, ihaonam-, ihaona-
Ny lasa : nihaonana, nihaonako, nihaonanao, nihaonany, nihaonantsika, nihaonanay, nihaonanareo, nihaonan', nihaonan-, nihaonam-, nihaona-
Ny hoavy : hihaonana, hihaonako, hihaonanao, hihaonany, hihaonantsika, hihaonanay, hihaonanareo, hihaonan', hihaonan-, hihaonam-, hihaona-
Filaza mandidy : ihaony
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra nihaona > mihaona (haona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifanena, mifanatrika, mifankahita: Teny an-tsena no nihaona izahay sy izy
Mitovy hevitra: mifanehatra ~ mifanena ~ mifanojo ~ sehatra ~ sendra ~ sendra mahita ~ tohatra ~ tojo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To meet with some one, to meet, to join, to unite with. [1.2]
 To meet with [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se rencontrer [1.8]
Ohatra 
1Nenjehiny anefa ka azony, ary efa eto an-tanana izahay mianaka vao nihaona. [2.324]
2Dia nisaraka izahay, rahefa nifanome fotoana hihaona raha afaka telo volana. [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihaona
Ny lasa : nihaona
Ny hoavy : hihaona
Filaza mandidy : mihaonà
Ohabolana 

Teny iditra nihaona > mihaonà (haona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra