Teny iditra takin > taky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana ny an' ny tena (na vola nosamborina izany na zavatra nindramina) any amin' olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Réclamation d'une dette, d'un prêt [1.3]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra takin > taky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] tanalahy [1.78]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra takin > takina (taky)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Alaina na angatahina mafy satria ananana zo: Notakiko ny trosako tany amin-dRabe ka izy indray no avo vava
Ilaina, tadiavina: Takin' ny toetr' andro izany zavatra izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be demanded as something due [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on exige de droit [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : takina, takiko, takinao, takiny, takintsika, takinay, takinareo, takin', takin-, takim-, taki-
Ny lasa : notakina, notakiko, notakinao, notakiny, notakintsika, notakinay, notakinareo, notakin', notakin-, notakim-, notaki-
Ny hoavy : hotakina, hotakiko, hotakinao, hotakiny, hotakintsika, hotakinay, hotakinareo, hotakin', hotakin-, hotakim-, hotaki-
Filaza mandidy : takio
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Teny iditra takin > taky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana ny an' ny tena (na vola nosamborina izany na zavatra nindramina) any amin' olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Réclamation d'une dette, d'un prêt [1.3]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra takin > taky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] tanalahy [1.78]
Voambolana 

Fivaditsoratra