Teny iditra vaha
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanalana ny kofehy mamatotra; famotsorana, fanesorana ny fahan-damba; fanapahana ny fanekena nifanaovana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra vaha
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] reraka, sasatra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra vaha
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] trano fiompiana biby na vorona [Rakotosaona 1972]

Teny iditra vaha
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] sy, ary [Rakotosaona 1972]

Teny iditra vaha
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay solution
¶ vahan'ny fampimirana iray: solution d'une équation, racines d'une équation
¶ vaha torana: solution unique [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra vaha
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] fakan-kazo [Rakotosaona 1972]

Teny iditra vaha
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] garaba [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] sobika natao tamin'ny karazam-bahy atao hoe vahipiky [Rakotosaona 1972]

2011/12/21